Volamena 73.7kg : Nanainga ny fiaramanidina manokana mitondra ireo iraky ny Firenena Malagasy ho any Johannesburg

  • lundi, 11 janvier 2021 11:49
  • Zakaria

Nanainga io maraina io ny fiaramanidina manokana, ho any Johannesbourg Afrika atsimo, nitondra ireo iraky ny Firenena Malagasy miaraka amin'ireo mpisolovava hanao fifampiraharahana ny amerenana ireo volamena malagasy, sy ampodiana ireo nitondra ny entana ho tsaraina aty Madagasikara.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.