Hetsi-pitakian’ny ENS Toliara: Nanamafy ireo hetsika manerana ny Nosy

  • jeudi, 07 janvier 2021 19:37
  • Tigre
  • Sary nomena

Nanao hetsika nilanja sorabaventy nanohana ny nataon’ireo ao amin’ny ENS Ampefiloha-Antananarivo ny ENS aty Toliara.

Mahatsapa izy ireo fa voafitaka tamin'ny fampanantenana ny handraisana ireo vita fianarana, mba ho mpampianatra eo anivon’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena.

Miantso ny Filoham-pirenena izy ireo hijery ny momba azy ireo, ho fanatanterahana izay fifanarahana efa voasonia.

Nilamina ny hetsika natao teto Toliara.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.