Aretina haromontana : Namono olona teny Ankadindratombo - Alasora

  • jeudi, 19 novembre 2020 19:45
  • Zakaria

Misy trangana haromontana ao amin'ny Fokontany Ankadindratombo, Kaominina Alasora, Antananarivo Avaradrano. Efa nahafatesana olona io tao.

Nanapa-kevitra ny fiadidiana ny Kaominina Alasora fa hanao hetsika famonoana ireo alika mirenireny eny amin'io Fokontany io anio alina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.