14 oktobra : Nametraka fehezam-boninkazo teo amin’ny fasan'ny Filoha Philibert Tsiranana ny Filoha Andry Rajoelina

  • mercredi, 14 octobre 2020 15:26
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Tao Anahidrano – Antsohihy, androany Alarobia 14 oktobra 2020, ny Filoha Andry Rajoelina nametraka fehezam-boninkazo teo amin’ny fasan'ny Filoha Philibert Tsiranana, Rain'ny fahaleovantena, ho fahatsiarovana sy fankalazana ny andro nanambarana ny maha Repoblika an'i Madagasikara.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.