Fandikan-dalàna: 25 ireo "receveur" Taxibe nampanaovina asa iombonana

  • dimanche, 13 septembre 2020 18:48
  • Zakaria
  • Sary nindramina

25 ireo "receveur" Taxibe tsy manao na mampiakatra « visière » voatery nampanaovina asa iombonana.

71 ireo olona tratra tsy nanao Arotava ka nohamafisina indray ny asa iombonana nomena azy ireo.

Miisa 14 ireo mpivoaka alina nampidirina « violon » hita tsy nanao arotava no sady mbola mivezivezy tsy nanaja ny "Couvre-feu".

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.