Banky Foiben’i Madagasikara: Miato ny fanakalozana vola

  • vendredi, 31 juillet 2020 11:58
  • Zakaria
  • Sary BFM

Miato ny fanakalozana vola eo anivon’ny Banky Foiben’i Madagasikara eto Antananarivo sy any amin’ny masoivoho any Toamasina sy Fianarantsoa ary Ambatondrazaka, ho fanajana ireo fepetra ara-pahasalamana hisorohana ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid-19.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.