Ady amin’ny Covid-19: Nomena fanalefahan-ketra ireo fitaovana afarana avy any Chine

  • jeudi, 30 juillet 2020 19:36
  • Zakaria

Tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly, ny hanomezana fanalefahan-ketra manokana ny fanafarana sy fampidirana entana ho enti-miady amin’ny Covid-19 mikasika ireo fiara ambulance sy fitaovana ara-pahasalamana nafarana avy any Chine.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.