Ampasipotsy – Fenoarivo Atsinanana: Mpamaky trano tra-tehaky ny Andrimasom-pokonolona

  • mardi, 28 juillet 2020 18:29
  • Zakaria
  • Sary: ZP

Lehilahy iray no tra-tehaky ny Andrimasom-pokonolona raha nikasa hamaky trano tao Ampasipotsy – Fenoarivo Atsinanana, ny alin’ny sabotsy hifoha ny alahady 26 jolay teo, tokony ho tamin’ny 1ora sy sasany maraina.

Natolotr’izy ireo ny zandary ilay olon-dratsy natao famotorana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.