Covid-19: Mihoatra ny 10 tapitrisa ireo voa, ary 500 000 ireo maty maneran-tany

  • lundi, 29 juin 2020 12:05
  • Tigre
  • Sary nindramina

Miakatra hatrany ny isan'ireo voan'ny Covid-19 maneran-tany, tafahoatra ny 10 tapitrisa ankehitriny ireo mitondra ny tsimokaretina, ary 500 000 ireo lavo.

Etats-Unis no lohalaharana ankehitriny, 2 500 000 mahery ireo voa, 127 000 ny maty.
Brezila no manaraka azy eo, 1 345 000 no voa, 57 000 no maty.

Ny any Eoropa, efa nidina ny isan'ireo voa, fa atahorana hirongatra indray izao ny andihany faharoa, izay heverin'ny mpandinika fa ho mafy noho ilay andihany voalohany raha tsy voafehy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.