Etazonia: Mihoatra ny 2,5 tapitrisa ny tranga Coronavirus

  • dimanche, 28 juin 2020 17:45
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Ny sabotsy 27 jona no nihoatra ny 2,5 tapitrisa ny isan’ny olona mitondra ny tsimokaretina Covid-19 any Etazonia araka ny fanisana nataon’ny oniversite Johns Hopkins. Tsy mbola voafehy anefa ity valanaretina ity, indrindra any amin’ny faritra atsimon’i Etazonia.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.