Ikalamavony: Basy vita gasy 130 isa no tafaverin’ny mpitandro filaminana

  • samedi, 27 juin 2020 19:07
  • Zakaria
  • Sary: ZP

Nahitam-bokany ny fanentanana ny mponina tao amin’ny Distrika Ikalamavony hamerina ny basy tsy ara-dalàna eny ampelan-tanany hamerenana amin’ny laoniny ny fandriampahalemana. Basy vita gasy miisa 130 no efa tafaverina, ka ny 40 tao amin’ny « Poste Avancé » Mangidy, ny 36 tao Solila, ny 20 tao Ambatomainty, ny 18 tao amin’ny brigadin’i Fitampito ary ny 16 tao amin’ny brigady Ikalamavony.

Mitohy ny fikarohana ireo basy tsy ara-dalàna.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.