Andranoboaka Atsinanana: Lavon’ny Zandary i Bema, dahalo raindahiny

  • samedi, 27 juin 2020 17:51
  • Tigre

Dahalo mpamerin-keloka, raindahiny amin’ny halatr’omby, fanolanana ary fanafihana mitam-piadiana amin’iny manodidina ny Antampon'Ihorombe i Bema. Lavon’ny balan’ny Zandary nandritra ny fifandonana tao Ankerika ity farany ny 24 jona teo. Tavela ny basy sy ny bala teny an-tanany.

Voalaza fa isan’ireo nandray anjara tamin’ny fanafihana nitranga tao Fandana ny 16 jona teo ity dahalo ity.

 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.