Fampianarana: Tsy mianatra ny sekoly Sainte Famille

  • lundi, 01 juin 2020 19:01
  • Zakaria

Noho ny fitohizan'ny hamehana ara-pahasalamana mandritra ny 15 andro dia nanapa-kevitra ny Institution Sainte Famille fa tsy mianatra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny mpianatra kilasy faha 9 sy ny kilasy famaranana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.