LTP Mahajanga: 11 volana tsy nandray karama ny ECD sy Vacataires

  • mercredi, 20 mai 2020 22:25
  • Zakaria

Mitaraina ireo mpiasa ECD sy Vacataires ao amin’ny LTP Mahajanga fa efa mananika ny « 11 volana » izy ireo izao no « tsy nandray karama ». Manao antso avo amin’ny mpitondra izy ireo hamahana ny olana fa « efa mipaka am-bilany » ny tsy fisiana amin’izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.