Ady amin’ny Covid-19: Miara-miasa akaiky i Madagasikara sy ny OMS

  • mardi, 19 mai 2020 14:24
  • Zakaria
  • Sary: OMS Madagascar

Nandray anjara tamin’ny fivoriambe manerantany momba ny fahasalamana, izay nanomboka omaly ary nitohy androany i Madagasikara. Nandritra ny fandraisam-pitenenany, no nanamafisan’i Pr Ahmad Ahmad, minisitry ny fahasalamambahoaka malagasy fa miara-miasa akaiky i Madagasikara sy ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny fahasalamana na OMS manoloana ny ady amin’ny valanaretina Covid-19 sy ny fahasalamana ho an’ny daholobe.

Etsy ankilan'izay dia nanohana ny antson’ny Sekretera jeneralin’ny Firenena Mikambana ihany koa i Madagasikara ka miray feo amin’ireo firenena 137 izay mitady vahaolana amin'ny ady amin’ny Covid-19 ho an’ny rehetra tsy ankanavaka. Manainga mavesatra ny rehetra mba tsy hanavakavaka ny olona manana fahasembanana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.