Coronavirus: Mikoropaka ny any Sénégal

  • lundi, 02 mars 2020 22:38
  • Zakaria

Manao ombay mitady ny any Sénégal ; antsoina avokoa ireo mpandeha tamin’ny fiaramanidina sidina HC404 an’ny kaompania Air Sénégal, avy any Paris niazo an’i Dakar, tamin’ny sabotsy 29 febroary 2020 hanatona avy hatrany ny Institut Pasteur Dakar hanao fitiliana. Raha ny fanazavana dia nisy teratany frantsay iray, isan’ny mpandeha tao, voan’ny coronavirus.

Aza lany andro mandeha dokotera na koa farmasia fa manatona avy hatrany ny Institut Pasteur ao Dakar hoy hatrany ny fanentanana totoafo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.