HVM Foibe Nasionaly: Mangataka ny hanokafana fanadihadiana mikasika « permis » sy ny « carte grise biométrique » sandoka

  • lundi, 02 mars 2020 22:37
  • Zakaria

Mangataka ny fitondram-panjakana ny HVM Foibe Nasionaly hanokatra ny fanadihadiana hentitra mikasika ny « permis » sy ny « carte grise biométrique » sandoka ary hampahafantatra ny valin'izany fanadihadiana izany amin'ny rehetra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.