FOFIFA: Mitaraina ny mpiasa fa fito volana tsy nandray karama

  • mardi, 24 septembre 2019 23:17
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nitokona teny amin’ny foiben’ny FOFIFA (Foibe Fikarohana momba ny Fambolena sy Fiompiana Ampiharina ho Fampandrosoana ny eny Ambanivohitra) eny Ampandrianomby Antananarivo androany ireo mpiasa, mitaraina fa tsy nandray karama efa fito volana izao.

Miisa 200 eo ireo mpiasa voakasik’izany tsy fandraisan-karama izany. Nilanja sorabaventy izy ireo nanamafisana ny fitakiana sy nanehoan’izy ireo ny hetahetany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.