Manakara: Mitaky karama ny mpampianatry ny IST

  • mardi, 24 septembre 2019 22:20
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nidina an-dalambe, nilanja sorabaventy ary nanakan-dalana ireo mpampianatry ny IST Manakara androany talata 24 septambra 2019. Tapaka nandritra ny fotoana vitsy ny lalana miditra sy mivoaka ny tanànan’i Manakara. Mitaky karama izy ireo. Nisy ny fifampidinihana hamahana ny olana. 17 tapitrisa Ariary no tadiavina. Nivaha ny barazy, ary niverina tamin’ny laoniny ny fifamoivoizana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.