Morondava: Raharison Désiré Armand indray izao no mitantana ny tanàna

  • mardi, 24 septembre 2019 19:37
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Morondava

Vita ny famindram-pahefana teo amin’ny Ben’ny tanàna Kaominina ambonivohitr’i Morondava sy ny lefiny. Raharison Désiré Armand indray manomboka androany no mitantana ny Kaominin’i Morondava.

Kandida hifaninana amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna hatao amin’ny 27 novambra 2019, ny Ben’ny tanàna amperinasa Kolo Frijof ka tsy maintsy mametra-pialana araka ny volazan’ny lalàna dia no nirosoana tamin’ity famindram-pahefana natao androany talata 24 septambra 2019 ity.

(Jereo Sary tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.