BEPC 2019: Efa mivoaka ny valim-panadinana amin’ireo faripiadidim-pampianarana sasany

  • samedi, 14 septembre 2019 18:46
  • Zakaria

Raha mbola anatin’ny fitsarana taratasim-panadinana BEPC ny ankamaroan’ireo faripiadidim-pampianarana sy ivotoeram-panadinana, dia efa misy kosa vitsivitsy efa namoaka valim-panadinana.

Efa namoaka valim-panadinana ny CISCO Ikalamavony ao amin’ny DRENETP Matsiatra Ambony. CISCO Faratsiho ao amin’ny DRENETP Vakinankaratra. CISCO Iakora ao amin’ny DRENETP Ihorombe, ary CISCO Ambatomainty ao amin’ny DRENETP Melaky.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.