Kitra Malagasy : Nodimandry i Gôly Be

  • mercredi, 30 décembre 2020 09:57
  • Sary nindramina

Nodimandry tany Bordeaux Frantsa ny 29 desambra 2020 i Rafalimanana Ferdinand na Gôly Be, ilay mpiandry harato malazan'ny Club M, tamin’ny naha mpanazatra an’i Peter Schnittger.

Nilalao tao amin’ny Fortior de la Côte Ouest sy SOTEMA Mahajanga izy, ary efa nandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy Club M.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.