Kitra – Fifanintsanana CAN 2021 : Anio ny lalao miverina Barea # Elefanta Côte d’Ivoire

  • mardi, 17 novembre 2020 07:45

Ora sisa andrasana dia raikitra ny lalao miverina hifanandrinan’ny Barea an’i Madagasikara amin’ny Elefanta Côte d’Ivoire. Lalao izay hotanterahina ao amin’ny Stadium Barikadimy – Toamasina, anio amin’ny 4ora tolakandro ora eto Madagasikara.

Ny taona 1977 no vita ny Stadium Barikadimy. Ny taona 2004 no nisy lalao iraisam-pirenena farany tao amin’ity kianja ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.