Tennis: Hisy ny fifaninanana « Roland-Garros »

  • mercredi, 17 juin 2020 18:39

Raikitra fa hisy ny fifaninanana tennis iraisam-pirenena « Roland-Garros » amin’ity taona ity. Hotanterahina ny 27 septambra ka hatramin’ny 11 oktobra 2020 ao Parisy renivohitr’i Frantsa izany amin’ity taona ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.