OTIV Boeny : Tsy maintsy haverina ny ampahany amin’ny volan’ireo mpikambana
- jeudi, 07 janvier 2021 11:36
- Tahirin-tsary nindramina
Ny fanjakana, amin’ny alalan’ny Paositra Malagasy, no hanampy amin’ny famerenana amin’ny ampahany ny tahirim-bola napetrak’ireo mpikambana voafitaka tao anatin’ny fampindramam-bola madinika OTIV Boeny.
Tsy maintsy mamerina ny vola nahodiny ireo rehetra mpitantana sy mpiasa voarohirohy tamin’izany ary hotohizana ny fanenjehana azy ireo araka izay voafaritry ny làlana.
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
http://sobikamada.com/index.php/sociale/item/25408-otiv-boeny-tsy-maintsy-haverina-ny-ampahany-amin%E2%80%99ny-volan%E2%80%99ireo-mpikambana.html#sigProGalleriaff4558f692
http://sobikamada.com/index.php/sociale/item/25408-otiv-boeny-tsy-maintsy-haverina-ny-ampahany-amin%E2%80%99ny-volan%E2%80%99ireo-mpikambana.html#sigProGalleriaff4558f692
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.