DRENETP Matsiatra Ambony: Mpampianatra FRAM miisa 350 noraisina ho mpiasam-panjakana raikitra

  • vendredi, 29 mai 2020 07:50
  • Sary nindramina

Notanterahina tao amin’ny Lapan’ny Faritra Matsiatra Ambony ny alakamisy 28 may 2020 ny fanolorana ny Contrat de Travail, handraisana ho mpiasam-panjakana raikitra ireo Mpampianatra FRAM miisa 350 eto anivon’ny Faritra, ho fanalana fahasahiranana ireo ray aman-drenin’ny Mpianatra, ary indrindra ho fitsinjovana ny fanatsarana ny tontolon’ny fanabeazana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.