Covid-19: Tanora iray amin’ny enina no tsy an’asa manerantany

  • jeudi, 28 mai 2020 22:20

Nisy akony ratsy eo amin’ny sehatry ny asa manerantany ny fisian’ny valanaretina Covid-19, ary ny tanora no tena lasibatra amin’izany. Tanora iray amin’ny enina no tsy an’asa araka ny tatitra nataon’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny asa (OIT).

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.