Trangam-piarahamonina: Vehivavy Malagasy miisa 575 isan-taona no maty noho ny fanalan-jaza

  • mercredi, 27 mai 2020 12:01
  • Sary nomena

Nivoitra io nandritra ny tatitra ny zava-bita nandritra ny taona 2019 nataon’ny Vaomiera-pirenena mahaleotena misahana ny zon’olombelona CNIDH notarihin’ny Filohany Rabenoro Mireille teto amin’ny Antenimierandoholona ny talata 26 Mey 2019.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.