Fako plastika: 768 kilao no niparitaka tamin’ireo tanan-dehibe tao Analanjirofo ny taona 2019

  • jeudi, 21 mai 2020 13:23
  • Sary: MEDD

Vinaina ho 768 kilao ny fako plastika miparitaka manerana ny renivohitry ny Distrika ao amin’ny Faritra Analanjirofo nandritra ny taona 2019 araka ny fanadihadiana nataon’ny Sampandraharam-paritry ny tontolo iainana sy fandrosoana lovainjafy Analanjirofo.

Misy ny fanentanana ny tsirairay mba tsy hanary ny fako plastika eny rehetra eny indrindra any an-dranomasina. Vina lavitr’ezaka ho tratrarina kosa ny fametrahana ivontoerana mpanodina fako isaky ny tanàn-dehibe amin’ny Faritra Analanjirofo.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.