Vatsy Tsinjo: Nanomboka ny fizarana ho an'ny Mpanao gazety

  • vendredi, 10 avril 2020 13:35
  • Sary nindramina

Nahazo ny anjara fanampiana avy amin'ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina avokoa ny mpanao gazety rehetra teto Antananarivo Renivohitra nanomboka androany.

Nanamafy ny Governoram-paritra Analamanga, Hery Rasoamaromaka, fa mahazo fanampiana avokoa ny mpanao gazety rehetra tsy misy ankavanaka.

Etsy Ambohidahy no andraisana izany anjaran'ny mpanao gazety izany. Nisantatra izany ny filohan'ny Holafitry ny mpanao gazety, Gérard Rakotonirina, io maraina io.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.