Toamasina: Nanolotra fanampiana ho an’ny Centre SEMATO ny « Table Ronde »

  • mardi, 07 avril 2020 12:21
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Tambazotran’ny tanora tomponandraikitra, latsaky ny 40 taona, ny « Table Ronde ». Nanolotra fanampiana ny SEMATO (Sekoly Marenina Toamasina) mpitaiza sy mampianatra ny sembana moana marenina ny fikambanana, ka harona 100 izay feno zavatra ilaina amin’ny fiainana andavanandro no natolotry ny Table Ronde tamin'izany.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.