Covid-19: Nalefa eny amin’ny Centre Social Anosizato ireo fianakaviana tsy manan-kialofana teto an-drenivohitra

  • mardi, 24 mars 2020 09:17
  • Sary: Ministeran’ny Mponina

Nangonina ireo fianakaviana tsy manan-kialofana teto an-drenivohitra ary natoby eny amin’ny Centre Social Anosizato izay toerana an'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.

Nifarimbona ny Minisiteran'ny Mponina sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra nametraka ireo fianakaviana ireo amin'ny toerana milamina, azo antoka ary ahafahana manome sakafo azy ireo sy hanomezana azy ireo ny fiahiana ara- tsosialy sy fanofanana mendrika azy ireo, fa indrindra ho fisorohana ny fihanaky ny valanaretina coronavirus misy amin'izao fotoana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.