Andro manerantany ho an’ny rano: Nahemotra ho amin’ny andro hafa ny fankalazana

  • samedi, 21 mars 2020 14:05

Ankalazaina isan-taona isaky ny 22 marsa ny Andro manerantany ho an’ny rano, manoloana ny fisian’ny valanaretina coronavirus eto Madagasikara sy ho fanajana ny fepetra mandrara ny fitangoronana sy ny havoriana ato anatin’ny 15 andro, hisorohana ny fiparitahan’ity valanaretina ity dia nanapa-kevitra ny ministeran’ny rano fa ahemotra ho amin’ny fotoana manaraka ny fankalazana nasionaly tokony hatao ao Betambatra, Distrikan’i Manjakandriana, Faritra Analamanga ny 22 martsa 2020 araka ny lohahevitra « Rano tsara tantana, fanoitra amin’ny fivoaran’ny toetrandro ».

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.