Fianarantsoa: Aorian’ny 15 andro vao hisy indray ny fisoratam-panambadiana ankoatry ny androany

  • samedi, 21 mars 2020 13:28
  • Tahirin-tsary nindramina

Miomana hiatrika ny fiparitahan’ny coronavirus ny eto amin’ny Faritra Mahatsiatra Ambony, nohamafisina ny paik’ady hiarovana ny fahasalamam-bahoaka. Ho an’ny Kaominina ambonivohitr’i Fianarantsoa dia aorian’ny 15 andro vao hisy indray ny fisoratam-panambadiana ankoatry ny androany. Foanana ihany koa ny tsena Zoma sy Talata mandritra ny 15 andro.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.