Ady amin’ny zava-mahadomelina: Mitohy ny famotehana ireo sahan-drongony aty Ambanja-Ambilobe

  • mardi, 24 septembre 2019 22:53
  • Sary ZP

Efa an-taoniny maro no potika eny an-tsaha, na izany aza mitohy hatrany ny hetsika fiadiana amin'ny Jamala ataon'ny Zandarimaria ato anatin'ny Distrikan'i Ambanja sy Ambilobe ary Antsohihy.

Manao ny ainy tsy ho zavatra ireo Zandary any anaty ala any mamotika ireo sahan-drongony.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.