Sociale

    • vendredi, 10 avril 2020 13:35
    • Sary nindramina

    Vatsy Tsinjo: Nanomboka ny fizarana ho an'ny Mpanao gazety

    Nahazo ny anjara fanampiana avy amin'ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina avokoa ny mpanao gazety rehetra teto Antananarivo Renivohitra nanomboka androany. Nanamafy ny Governoram-paritra Analamanga, Hery Rasoamaromaka, fa mahazo fanampiana avokoa ny mpanao gazety rehetra tsy misy ankavanaka. Etsy Ambohidahy no andraisana izany anjaran'ny mpanao gazety izany. Nisantatra izany ny filohan'ny Holafitry ny mpanao gazety, Gérard Rakotonirina, io maraina io. (Jereo Sary Tohiny)
    Lire la suite ...
    • jeudi, 09 avril 2020 21:11
    • Sary: Centre Opérationnel Covid-19 Région Androy

    Faritra Androy: Manolo-tanana amin’ny ady amin'ny Coronavirus ny fikambanam-behivavy HETSORO

    Mampiseho ny fahaizamanaony amin'ny fanamboarana aro-vava ho an'ny Vahoaka ato amin’ny Faritra Androy ny Fikambanam-behivavy "HETSORO" eto Ambovombe. « Misy fikambanana maromaro sy olontsotra manafatra anay, ary amin'izao fotoana izao izahay dia mamboatra aro-vava mihoatra ny 300 isa isan’andro. Amidy amin'ny vidiny mirary ary misy loko isan-karazany. Sady manome lanja ny vita Malagasy no voaaro amin'ny valanaretina », hoy ramatoa Pulchérie. « Ny tanjonay dia ny hitondranay ny anjara-birikinay amin'ny ady amin'ity Coronavirus ity » hoy izy. (Sary: Centre Opérationnel Covid-19 Région Androy) (Jereo Sary Tohiny)  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 09 avril 2020 10:54
    • Photos Fournies

    Lutte contre le COVID-19: La fondation Axian remet 6 000 boîtes d’hydroxychloroquine à l’État malagasy

    La fondation Axian a fait don de 6 000 boîtes d’hydroxychloroquine destinées à soigner les patients atteints du Coronavirus à Madagascar. Ce don permettra de soigner près de 2 000 malades selon les protocoles médicaux en vigueur. La fondation Axian, au nom de son Président Directeur Général, M.Hassanein Hiridjee, a remis officiellement au Président Andry Rajoelina ce don de médicaments ce 08 avril 2020 au Palais d’État d’Ambohitsorohitra.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 08 avril 2020 19:29
    • Photos Fournies

    Toamasina: Lancement de la distribution des masques promis par le Président de la République

    Pour renforcer la lutte contre le Coronavirus à Madagascar, Monsieur le Président de la République RAJOELINA Andry Nirina a promis de distribuer des masques, pour que la population puisse mieux se protéger. 50 000 masques « Vita malagasy » et lavables, sont arrivés à Toamasina, ce mardi 07 Avril 2020, et seront distribués gratuitement à la population à partir de ce mercredi 08 Avril. Une première opération de distribution a été effectuée entre l’église Adventiste jusqu’à la Gare routière, la Ministre de la Population, madame Irmah Lucien Naharimamy et la ministre de l'eau, madame Voahary Rakotovelomanantsoa, présentes à Toamasina, ainsi que les membres du CCO COVID-19 de Toamasina, conduit par le Gouverneur de la Région Atsinanana, monsieur Richard Rafidison ont participé activement dans cette opération. (Voir Suite Photo)
    Lire la suite ...
    • mercredi, 08 avril 2020 17:09
    • Photos Fournies

    Lutte contre la COVID-19: Faire des centres de santé des espaces sûrs et sains

    Pour contenir l’épidémie de Coronavirus à Madagascar, le Programme des Nations Unies pour le développement (PNUD), avec le financement du Fonds pour l’environnement mondial (FEM), a renforcé les hôpitaux d'Antananarivo (CHU JRA Ampefiloha, CHU JRB Befelatanana, CHU MET Tsaralalàna, CHRD Manjakandriana) et de Toamasina (CHU Morafeno et CHU Analakininina) en centaines d'équipements de protection individuelle, broyeurs de déchets, et matériels de gestion des déchets infectieux. L’objectif étant de mieux préparer les agents de santé dans la gestion des déchets provenant des centres de dépistage Covid-19, et de contenir les risques de contamination du personnel soignant et des patients au sein des hôpitaux.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 08 avril 2020 13:54
    • Sary nindramina

    Coronavirus: Nanome 1 miliara dolara i Jack Dorsey hiadiana amin’ny fihanaky ny Covid-19

    Mpamorona ny tambazotra sosialy Twitter i Jack Dorsey, 28% ny fananany, izay tombanana eo amin’ny 3,3 miliara dolara ity arotsany ho fandraisany anjara amin’ny ady amin’ny fihanaky ny valanaretina manerantany Covid-19. Raha voafehy io valanaretina io, dia halefa hanantevenana ny famatsiam-bola ny sehatry ny fahasalamana, ny fampianarana ny ankizivavy ary koa ny « revenu universel» ny vola, hoy i Jack Dorsey. 100 tapitrisa dolara ny fanampiana ara-bola nomen’i Jeff Bezos, tompon’ny orinasa Amazon izay voalaza fa mpanankarena indrindra manerantany, hiadiana amin’ny coronavirus. 25 tapitrisa dolara no nomen’i Mark Zuckerberg, namorona ny Facebook, sy Priscilla Chan vadiny, ho fanohanana ny fikarohana amin’ny fitsaboaka hiadiana amin’ny coronavirus. (Jereo Sary Tohiny)
    Lire la suite ...
    • mardi, 07 avril 2020 12:21
    • Sary Gasypatriote Toamasina

    Toamasina: Nanolotra fanampiana ho an’ny Centre SEMATO ny « Table Ronde »

    Tambazotran’ny tanora tomponandraikitra, latsaky ny 40 taona, ny « Table Ronde ». Nanolotra fanampiana ny SEMATO (Sekoly Marenina Toamasina) mpitaiza sy mampianatra ny sembana moana marenina ny fikambanana, ka harona 100 izay feno zavatra ilaina amin’ny fiainana andavanandro no natolotry ny Table Ronde tamin'izany. (Jereo Sary Tohiny)
    Lire la suite ...
    • dimanche, 05 avril 2020 20:06
    • Sary nindramina

    Toamasina: Nozarana vary ireo mpitondra posy

    Notanterahina teo amin’ny Araben'ny fahaleovantena androany alahady 5 aprily 2020 ny fizarana vary, ao anatin’ny hetsika « vonjy Tsinjo » ho an’ireo mpitondra posy eto Toamasina. (Jereo Sary Tohiny)
    Lire la suite ...
    • samedi, 04 avril 2020 09:25

    Fiatrehana ny Coronavirus: Mandray anjara amin'ny fiahiana ireo sahirana ny Fiangonana Loterana Malagasy

    Miantso ny rehetra hanaraka hatrany ny fepetra izay raisin'ny fanjakana manoloana ity valan'anretina coronavirus ity ny Fiangonana Loterana Malagasy, nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety nataon’ny Pastora Dr Rakotonirina David, filohan’ny Foibe FLM. Handray anjara amin'ny fiahiana ireo sahirana ny FLM hanatanteraka fanampiana, ka amin'ireo tobim-pitsaboana miisa 53 an'ny SALFA (SAmpan'asa Loterana momba ny FAhasalamana) sy ireo Toby rehetra eto amin'ny sahan'ny FLM no anatanterahana izany. Fitaovana fiarovana amin'ny fihanaky ny valanaretina sy fanampiana amin'ny foto-tsakafo ilain'ny Olombelona ireo fanampiana ireo. Hitatitra sy hanao ny fitsinjarana ny fanampiana ny fiara tsy mataho-dalana izay an'ny HoverAid Madagascar, izay mpiara-miasa amin'ny FLM. Hiainga anio sabotsy 04 Aprily ireo fiara ireo. Hisy ny fiaraha-miasa amin'ny mpitandro ny filaminana amin'izany.  
    Lire la suite ...
    • samedi, 04 avril 2020 09:02

    Lutte contre le Covid-19: Amnesty International exhorte les autorités à réduire la population carcérale

    Dans le contexte de la pandémie de COVID-19 et vu la forte surpopulation carcérale, Amnesty International exhorte le gouvernement de Madagascar à envisager d'urgence des mesures visant à désengorger ses prisons en libérant certains groupes de détenu(e)s, en particulier les détenu(e)s en attente de jugement et ceux qui pourraient présenter un risque accru de contracter le virus, notamment les prisonniers âgés et ceux qui présentent des problèmes de santé sous-jacents. A Amnesty International de continuer que les mesures pour empêcher la propagation du COVID-19 dans les prisons, notamment leur désinfection et la vérification régulière de la température des détenu(e)s et du personnel pénitentiaire ne suffiront pas à protéger les détenu(e)s contre la pandémie en raison de la forte surpopulation.  
    Lire la suite ...
Page 7 sur 218