Malawi : Voafidy ho filoha i Lazarus Chakwera, lehiben’ny mpanohitra

  • dimanche, 28 juin 2020 17:42
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nahazo isam-bato 58,75% i Lazarus Chakwera, lehiben’ny mpanohitra any Malawi, hoy ny Vaomieran’ny fifidianana, tamin’ny fifidianana filoham-pirenena nifaninanany tamin’ny filoha amperinasa Peter Mutharika.

Fifidianana feno hosoka. Lavina ny fandresen’i Peter Mutharika tamin’ny latsa-bato natao tamin’ny 2019. Averina ny fifidianana filoham-pirenena. Izay no nambaran’ny Fitsarana avo any Malawi ny zoma 8 mey 2020.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.