Iavoloha: Nihaona tamin'ny filoham-pirenena, ny masoivoho, ny fiarahamonim-pirenena ny Papa

  • samedi, 07 septembre 2019 20:59
  • Njaka
  • Sary Njaka

Masoivoho vahiny, mpikambana tao anatin'ny andrimpan-jakana samihafa, mpanao politika, mpitondra fivavahana, fikambanana isan-tokony, fiarahamonim-pirenena sivily sy miaramila maro no nasain'ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina hiaona tamin'ny Papa Fransoa io marainan'ny asabotsy 07 septambra io, teny amin'ny Lapa-panjakana Iavoloha. 

Nisy moa ny hazo niarahan'ny roa tonta namboly ho fahatsiarovana izao fitsidihana ataon'ny Papa eto Madagasikara izao.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.