Filtrer les éléments par date : samedi, 01 août 2020

Les Belges revendiquent l'invention de la frite, et entendent la célébrer comme elle le mérite.

 

Publié dans Fil info

Natomboka tamin'ny fomba ofisialy androany 01 Aogositra 2020, tetsy amin'ny Kianja Malacam Antanimena, ny Hetsika sosialim-bahoaka ho an'ny eto Antananarivo renivohitra Faritra Analamanga.

Tokantrano hatramin'ny 200 000 isa no hisitraka ny fanampiana, izay ahitana vary 1 gony isan-tokantrano, ary ireo entana sasany ilaina amin'ny fiainana andavan'andro.

Publié dans Vaovao

Notafihin’ny andian-dahalo mirongo basy sy lefona ary pilotra ny tanànan’i Marandoha, Kaominina Andalatanosy, Distrika ambovombe Androy ny alakamisy 30 jolay tokony ho tamin’ny 07 ora hariva. Lasan’ny dahalo tamin’izany ny omby 60.

Roso nanaradia avy hatrany ny Zandary sy ny Fokonolona. Nisy ny fifampitifirana teo amin’ny mpanaradia sy ny dahalo rehefa nifankatratra tao amin'ny tendrombohitra Analamitampy izay fari-piadidian’i Beraketa.

Vokany, dahalo iray no lavo, omby 52 no tafaverina amin'ny tompony, raha omby 08 no maty. Tsy nisy naratra ny Zandary sy ny Fokonolona nanaradia.

 

Publié dans Vaovao

L'État Malagasy lance une campagne de distribution de vivres et de produits de premières nécessités à travers le pays.

Pour ce qui est d'Antananarivo, près de 200 000 foyers vulnérables issus des six arrondissements de la capitale bénéficieront de cette aide sociale, contenant 1 sac de riz, un format familial du remède traditionnel amélioré Tambavy CVO, 2 litres d’huile alimentaire, du sucre, des légumes secs, du lait concentré, des pâtes alimentaires et du sel.

Ce 1er août 2020, le président Andry Rajoelina accompagné de son épouse, Mialy Rajoelina, ont assisté au lancement officiel de la distribution de ces aides sociales au Stade des Cheminots Antanimena.

Publié dans Sociale

Miverina manomboka androany 1 Aogositra ireo zotra anatiny, ao anatin'ny faritra Vatovavy Fitovinany, manaja ireo fepetra ara-pahasalamana amin’ny hamehana ara-pahasalamana, tsy hiparitahan’ny valanaretina coronavirus.

Nofendrahana ranom-panafody ireo fiara taxi-brousse rehetra.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Vaovao

Nanatanteraka fisoratam-panambadiana ny Masoivohon'i Repoblikan'i Madagasikara ao Frantsa, Rajohnson Rija Olivier, ny zoma 31 jolay 2020 tao amin'ny Masoivoho, ary tanatin'ny fanajana ny fepetra ara-pahasalamana.

Tafiditra anatin’ny asa aman’andraikitry ny Masoivoho rahateo izany.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

01 août: Semaine Mondiale de l'allaitement maternel.

 

Publié dans Fil info
samedi, 01 août 2020 08:25

Faritra Atsinanana: Fizahan-tany

Nanao fitsidihana ny Canal des Pangalanes tapany 20km miala an’i Toamasina mianatsimo, ny Governoran’ny Faritra Atsinanana RAFIDISON Richard Théodore sy ny Préfet RAZAFIARISON Jean Jugus ary ny Talem-paritra sy mpiara-miasa vitsivitsy.

Ny Ben'ny tanànan'ny Kaominina ambanivohitra Amboditandroho ANDRIANARY Thierry Didier sy ny ekipany ary ny mpanao tolotra ara-pizahantany CHRISMIA TOURS/EDEN GARDEN no nitarika ny fitsidihana.

Publié dans Economie

Le Président de la République Andry Rajoelina est revenu à Nosy-Be ce 30 juillet 2020 pour rencontrer les opérateurs économiques du secteur Tourisme. Ce secteur est touché de plein fouet par les mesures de restriction liées à la pandémie du Covid-19.

Cette réunion était une occasion pour le Président Andry Rajoelina d'échanger directement avec les acteurs du tourisme sur la relance économique post Covid-19, et ce, en présence du Ministre des Transports, du Tourisme et de la Météorologie, du Ministre de l'Économie et des Finances, ainsi que de la Ministre du Travail, de l'Emploi, de la Fonction publique et des Lois sociales.

D'emblée, le Président de la République a rappelé les objectifs fixés par l'État malagasy pour promouvoir l'industrie du Tourisme, à savoir : redynamiser le secteur, attirer les investisseurs, et exploiter l'écotourisme et le tourisme vert.

Publié dans Economie