Filtrer les éléments par date : lundi, 01 juin 2020

Noho ny fitohizan'ny hamehana ara-pahasalamana mandritra ny 15 andro dia nanapa-kevitra ny Institution Sainte Famille fa tsy mianatra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny mpianatra kilasy faha 9 sy ny kilasy famaranana.

 

Publié dans Tselatra

Sivy taona lasa izay ny Amerikanina no niankina tamin'ny Rosianina tamin'ny fandefasana Astronaute hiazo ny Station spatiale internationale ISS, izay misy ireo mpikaroka iraisam-pirenena eny amin'ny habakabaka 400km miala ny tany.

Omaly alahady 31 mey no nifandray, ka afaka niditra tao amin'ny Station ISS ny sambondanitra SpaceX nitondra ireto Amerikanina roa lahy, raha nisidina nandritra ny 19ora, niainga avy tao Cap Canaveral Floride Etats-Unis. Nitsena azy mirahalahy ny astronaute Amerikanina iray sy Rosianina roa lahy efa tao amin'ny station ISS. Aharitra hatramin'ny volana aogositra any izao diany izao alohan'ny hiverina ety ambonin'ny tany indray.

SpaceX - Falcon 9 dia sambondanitra tsy miankina amin'ny fanjakana fa miara-miasa amin'ny NASA, an'ilay miliardera Elon Musk, 49 taona, teraka tany Prétoria, injeniera, naka ny zom-pirenena kanadianina, avy eo amerikanina.

Publié dans Vaovao
lundi, 01 juin 2020 12:33

1er juin: Journée mondiale du lait

1er juin: Journée mondiale du lait.

 

Publié dans Fil info

1er juin: Journée mondiale des parents.

 

Publié dans Fil info
lundi, 01 juin 2020 07:53

Respecter le patrimoine

Le patrimoine est un ensemble existant, en totalité hérité du passé, constitué de biens matériels et/ou immatériels, qu’il soit une propriété privée ou bien commun. Que l'on peut vouloir conserver, vendre, échanger, valoriser ou maintenir pour les générations futures.

L'Unesco propose cette définition en 2008 : « le patrimoine est l’héritage du passé dont nous profitons aujourd’hui et que nous transmettons aux générations à venir. Nos patrimoines culturel et naturel sont deux sources irremplaçables de vie et d’inspiration ».

Ainsi il inclut les « œuvres qui ont une valeur universelle exceptionnelle du point de vue de l’histoire, de l’art ou de la science » (monuments ou ensembles) donc du « point de vue esthétique, ethnologique ou anthropologique ».

Publié dans Editorial

Hatao « Antenne Médicale Militaire » ny CEFTAR na ny Centre de formation des techniques agricoles ao Analamalotra - Toamasina. Ho tonga anio alatsinainainy 01 jona ao an-toerana ireo miaramila mpitsabo sy mpitsabo mpanampy miisa 50 mahery izay handrafitra azy, miaraka amin'ny fitaovana ilaina amin'izany mba hanampiana ireo mpitsabo any an-toerana sy ireo toerana izay efa mandray marary.

Nijery ny CEFTAR hatao « Antenne Médicale Militaire » ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena sy ny Minisitry ny Mponina ny Alahady 31 May.

Publié dans Vaovao