Filtrer les éléments par date : mercredi, 25 mars 2020

Manentana ny rehetra ny Papa Fransoa anio alarobia 25 marsa amin'ny 12ora atoandro, na aiza no misy antsika na aiza, iaraka iombom-bavaka.

Ireo afaka mandrehitra labozia dia entaniny amin'izany.
Ho an'ireo Katolika dia ialohavana amin'ny anaran'ny Ray, manao Rainay any an-danitra, ary faranana amin'ny anaran'ny Ray.

 

 

Publié dans Tselatra

Tsy mafy noho ny krizy nolalovan’ny firenena toy ny tamin’ny 2002 ity valanaretina coronavirus ity, hoy ny filoham-pirenena Andry Rajoelina raha nitafa nivantana tao amin’ny fahitalavi-pirenena ny talata 24 marsa 2020 tamin’ny 8ora alina.

Tamin’io fotoana io ihany koa no nanambarany ny fanapahan-kevitra noraisin’ny fanjakana hampihatra ny « Plan d'urgence social » na Planina ara-tsosialy hanalefahana ny fiantraikan’ny fihibohan’ny olona an-trano sy ireo marefo ara-pivelomana.

Anisany nambarany tamin’izany ny hisian’ny famatsiana sakafo toy ny vary, voamaina, siramamy, savony, koba aina … ho an’ireo fianakaviana tena voadona noho ny tsy fahafahana miasa manomboka amin'ny Alakamisy 26 marsa izao.

Publié dans Vaovao

25 mars: Journée mondiale contre la publicité.

 

Publié dans Fil info

25 mars: Journée mondiale des transports en commun.

 

Publié dans Fil info
Page 3 sur 3