Filtrer les éléments par date : samedi, 07 novembre 2020

Pilo kely : Izay nahay taratasy no afaka nanoratra ny tantara, ary nosoratany tamin'ny fomba niainany sy nahitany azy, ary izay tiany, ka dia ianaran'ny taranaka rehetra aty aoriana, na marina aminao io na diso, tsy izay tantara voasoratra rehetra akory no marina.

Mianara lahabiny e, koa tsy tianao olo hafa hanôratra tantaranao. Avike maresaka, ô tsy tantaranay zegny e, anao tsy nandefa zanakanao nianatra kay, nampambesanao aomby fo. Normal anao koa Allô fo hainao, anao badra kay.Tsinjaka vody ndraiky THB fo amiandreo anao efa ampy anao edy.

Ya, vigniry bôka za, mampanonga vidin'ny lavinia nao zegny?

Samy mandry monjogno.
Patrick

Publié dans Pilo kely

Nanolotra fitaova-kajimirindra mitentina 18 000 dolara (70 000 000ariary) ho an’ny Ministeran’ny rano, fidiovana sy fahadiovana ny fanjakana amerikana, amin'ny alàlan'ny Sampandraharaha Amerikana misahana ny Fampandrosoana Iraisam-pirenena (USAID) sy ny tetikasany Rural Access to New Opportunities in Water, Sanitation and Hygiene (RANO WASH).

Ahitana solosaina ho an’ny birao sy laptop, finday sy fitaovana haino aman-jery ireo fitaovana natolotra, hampiasain’ny Ministera amin’ny fandrindrana ny ady atao amin’ny valanaretina Covid-19.

Hanamafy ny roho-drafi-pitantanana ny antontan-kevitra ao amin'ny Ministera ireto fitaovana ireto, ary koa hanatsara ny fahafaha-misera lavitra, sy hanatsara ny fandrindrana eo amin'ny sehatra nasionaly sy isam-paritany.

Publié dans Sociale

La Commission Electorale Nationale Indépendante – CENI procèdera à l’arrêtage définitif de la liste du collège électoral ce mercredi 11 novembre 2020 avant 12 heures, en application de l’article 3 du décret n°2020-1112, fixant les modalités d’organisation des élections Sénatoriales.

Ainsi, les jugements des Tribunaux administratifs et les arrêts du Conseil d’Etat reçus jusqu’à ce délai seront les seuls à prendre en compte dans l’établissement de la liste du collège électoral (Maires et Conseillers municipaux et communaux).

A l’issue de l’arrêtage définitif, la CENI va procéder à l’impression de cette dernière, qui sera utilisée lors des élections Sénatoriales du 11 décembre 2020.

Aucune modification ne sera plus possible au-delà de la date de l’arrêtage définitif.

 

Publié dans Fil info

Le président Andry Rajoelina a annoncé ce 6 novembre que le Rova d’Antananarivo sera désormais appelé « Rova de Madagasikara », et sera érigé en musée qui abritera les

éléments de l’Histoire de Madagascar.

Le musée sera ouvert au grand public avant la célébration de la fête de la Nativité, le 25 décembre prochain.

(Voir Suite Photo)

Publié dans Art et Culture

7 novembre : Journée Internationale de l'écrivain africain.

 

Publié dans Fil info