Filtrer les éléments par date : dimanche, 25 octobre 2020
dimanche, 25 octobre 2020 21:00

Malalaka ihany raha olona efatra no mpandeha

Pilo kely: Malalaka ihany raha olona efatra no mpandeha anaty fiaramanidina Airbus an.

Tafandria mandry e.
Patrick

Publié dans Pilo kely

Nanapaka ny Antenimieram-pireena frantsay omaly sabotsy 24 oktobra, fa hitarina hatramin'ny 16 febroary ny hamehana ara-pahasalamana noho ny ady tao amin'ny valanaretina Covid-19. Miandry ny fanapahan'ireo Loholona ny fiandohan'ny volana novambra hamanan-kery ny hamehana ara-pahasalamana.

Any Frantsa, dia tsy maintsy ny Parlemanta no manapka ny Hamehana ara-pahasalamana raha mihoatra ny 1 volana ny fepetra.

34 645 ireo namoy ny ainy hatramin'ny niandohan'ny valanaretina. Omaly sabotsy 24 oktobra dia tafakatra 45 422 ireo voan'ny Covid-19.

 

Publié dans Vaovao

Niampy 158 ireo mitondra ny tsimok'aretina Covid-19 teo anelanelan’ny 17 hatramin'ny 23 oktobra 2020 tamin’ireo fitiliana niisa 2252 natao. Mitontaly 16 968 ireo mitondra ny tsimok'aretina ireo hatreto manerana ny Nosy.

Nisy 06 no lavo tao anatin’ny herinandro. Miisa 244 no namoy ny ainy hatramin’ny marsa 2020.
16 301 no sitrana, ary 423 mbola manaraka fitsaboana.

 

Publié dans Tselatra

Na entana amidy, na hofan-trano, na fifanarahana ara-barotra manerana ny Nosy, dia ny Ariary no ampiasaina sy atao hita mason'ny mpanjifa.

Mijanona ho singa manokana ireo fepetra eken'ny lalàna ho an'ireo orinasa afakaba sy ireo vahiny tsongaina nomen'ny lalàna alalana hampiasa ny sandam-bola vahiny amin'ny fifampivarotana.

 

Publié dans Economie
dimanche, 25 octobre 2020 17:59

Europe : Changement d'heure d'hiver

Depuis cette nuit 25 octobre 2020, l'Europe procède un retour en arrière d'1heure, à 3h du matin, il était 2h du matin.

Le Parlement européen a voté la fin de cette mesure en 2019, mais cela a été reportée à cause du Covid-19.

Madagascar et Paris a alors 2heures de décalage horaire. à 17h à Madagascar, il est 15h à Paris.

 

Publié dans Fil info
dimanche, 25 octobre 2020 15:57

25 octobre : Journée Mondiale des pâtes.

25 octobre : Journée Mondiale des pâtes.

 

Publié dans Fil info