Pilo kely: Ny olo-nianatra sy mahay matetika, tsy menatra ahitsy amin'ny fahadisoany
Pilo kely: Ny olo-nianatra sy mahay matetika, tsy menatra ahitsy amin'ny fahadisoany
Tanfandria mandry e.
Patrick
Sanda fifanakalozana : Tsy mitsaha-mitotongana ny Ariary
Kianja Magro Mahajanga Be
17 octobre : Journée mondiale du don d'organes et de la greffe
17 octobre : Journée mondiale du don d'organes et de la greffe.
17 octobre : Journée Mondiale du refus de la misère
17 octobre : Journée Mondiale du refus de la misère.
Mety mahasoa anao: Ahoana ny fanamboarana prise terre
Fampahafantarana ahafahanao manara-maso ny asa ihany no omena eto, mangalaha hatrany matihanina raha tsy hainao fa mahafaty ny resaka herinaratra.
Inona ny antsoina hoe Prise terre, inona no ilana azy?
Ny prise terre dia tena ilaina ho fiarovana ny ain'ny mpampiasa sy ny fitaovana ampiasaina amin'ny herinaratra.
Raha tsiahivina dia ny herinaratra tonga ao amintsika raha Jirama, dia 220V courant alternatif, izany hoe misy fil iray Phase (io no mitondra courant, na ilay mirehitra ny tourne-vis testeur), ary ny iray Neutre, io raha kasihina tsy misy courant.
Mitovy tsy misy valaka ihany koa raha mampiasa panneau solaire misy Convertisseur, ka efa lasa courant alternatif 220V ilay courant continu 12-18V novokarin'ny Panneau solaire.