Ron-gisa no nandrasana, ka ron-dasopy aloha no nidirana
- mercredi, 30 décembre 2020 20:42
- Super User
- Sary nindramina
Pilo kely : Ron-gisa no nandrasana, ka ron-dasopy aloha no nidirana
Tonga ihany ny fetin'ny faran'ny taona, tsy nety tonga ilay Kaly Tsinjo nampanantenain'ny Filoha hotsinjaraina isam-pokontany manerana ny nosy amin'ny vidiny 100ariary.
Mba ron-gisa hozy ny sasany no ho avy amin'izao fety izao, kay na voam-bary iray aza tsy nisy, ary milaza ny tsy mahalala izany ireo sefo fokontany.
... Dia mbola miafy amin'ny lasopy patte sy ron'akoho 200Ar izany aloha, izay mbola afaka mividy izany, fa miaritra kely fa efa ho avy izy io hozy Rasazy.
Tafandria mandry e
Patrick
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
http://sobikamada.com/index.php/jmj/item/25356-ron-gisa-no-nandrasana,-ka-ron-dasopy-aloha-no-nidirana.html#sigProGalleria3546b7b534
http://sobikamada.com/index.php/jmj/item/25356-ron-gisa-no-nandrasana,-ka-ron-dasopy-aloha-no-nidirana.html#sigProGalleria3546b7b534
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.