Pilo kely : Politika gasy, zaza an-trano, zaza an-tany

  • mercredi, 11 novembre 2020 20:12
  • Super User

Rehefa ilaindreo ianao dia haindreo numéro sy lava-tranonao, fa rehefa azondreo raha ilaindreo,zaza an-tany ianao zay, mandefitra, miandry anaty couloir na antokontany, fa mbo misakafo ny zaza an-trano, téléphone-ndreo maty aby.

Compte fake jiaby reo, zaza an-tany aby, maro miandry volandreo antokontany. Mbola tsy tonga mpizara vola,mipody koa ampitso, miandry instruction anaty groupe secret fb, ampitoviana aby ny com sy ny olona attaqué na. Midira fa manintsy any ivelany any.

Tafandria mandry e.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.