Pilo kely: Ampitovio ny zaza malagasy rehetra

  • vendredi, 16 octobre 2020 21:39
  • Super User

Tohanako hatrany ny ezaka amin'ny fampianarana, omeo mitovy ny zaza malagasy na mpianatra miankina amin'ny fanjakana na ireo mianatra amin'ny privé.

Aza atao école pilote na atao vitrine isaky ny distrika fotsiny ny sekoly manarapenitra fa ataovy manerana ny nosy. Atomboy amin'ireo tena ratsy indrindra.

Fantatro fa tsy vita indray andro izany, na ny vola tsy ho ampy indray mandeha, fa ny kit scolaire kosa tokony ho vita ho an'ny mpianatra rehetra. Ny cantine scolaire, ny transport scolaire.

Tafandria mandry e.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.