Fitaterana anabakabaka: Natsahatry ny kaompania Air France ny fampiasana ny Airbus A380

  • jeudi, 21 mai 2020 14:13
  • Sary nindramina fanehoana

Fiaramanidina goavana, mahazaka mpandeha 500 indray miondrana ny Airbus A380. Torak’izany koa ny fandaniany isaky ny misidina, mandany solika betsaka, hany ka mamono antoka raha tsy feno ny toerana isaky ny miainga.

15 taona nampiasana an’ity karazana Airbus ity ny Air France, hijanona alohan’ny fotoana ny fiarahany amin’ny Air France, raha mbola tokony hitohy roa taona sy tapany eo.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.