Angovo avy amin'ny masoandro: Hisy tobim-pamokarana enina haorina aty Vakinankaratra

  • samedi, 14 septembre 2019 19:19
  • Sary MEEH

Mandoto, Faratsiho, Tombontsoa, Antsirabe, Antanifotsy ary Ambatolampy : ireo ny tanàna enina hanorenana tobim-pamokarana herinaratra azo avy amin'ny masoandro enina aty amin'ny faritra Vakinankaratra.

Hamokatra 5MW tsirairay ireo toby ireo, ary orinasa Malagasy telo no hanangana azy ireo. Efa vita ny fifanaovan-tsonia tamin’ireo orinasa ireo, niarahany tamin’ny ministeran’ny Angovo, ny rano ary ny akoranafo.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.