27 jolay: Fanombohana ny fankalazana ny Isantaonan'ny Fifohazana Tobilehibe Ankaramalaza

  • lundi, 27 juillet 2020 12:09
  • Zakaria

Manomboka androany 27 jolay ny fankalazana ny Isantaonan'ny Fifohazana Tobilehibe Ankaramalaza, ary tsy hifarana izany raha tsy amin'ny 2 aogositra 2020.

Miova ny fomba fankalazana amin'ity indray mitoraka ity noho ny valanaretina coronavirus eto amin'ny firenena, arahina amin'ny alalan'ny facebook na Youtube na onjampeo ny fandaharam-potoana mikasika izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.